rajako lesy tsy hitako fa tena izy navela anie rangahy izany e! tsy mety amin drangahy le pôzy fa nôfa be soloy sa omeko fiko madinidinika mba ahatara ny sipa? cool an tsy sendaotra @ izany mahazaka KIHANA baina a @ izay tafa ti
de ela io ve tena mahita an lah fa milay @ satroka mivadika io, raha izaho no teo @ toeran lah tsy sahy nalaina sary akory aho fa menatsa be baina tsy mety @ rangahy ny pôzy kadradraka be io tsy misy tsin taraiky amin drangahy izany eo ka kôzy e