Must see

Cette vidéo prouve que les Merina sont bien d’origine indonésienne

Les nombreuses similitudes entre les Malgaches, particulièrement les Merina, et les Indonésiens ne sont plus à démontrer. La ressemblance entre les deux langues, le retournement des morts qui ne se pratique qu’à Madagascar et en Indonésie, le drapeau merina (deux bandes rouge et blanc) et le drapeau indonésien (deux bandes blanc et rouge).

Bref, autant de signes qui prouvent que les Merina sont bien d’origine indonésienne. Mais jusqu’ici, personne n’avait jamais fait la comparaison entre nos musiques. Eh bien, c’est désormais chose faite : écoutez et visionnez la vidéo ci-dessous. On dirait de la musique malgache. L’accompagnement de la guitare, le style, la prononciation. Tout y est !

S’abonner
Notification pour
guest

32 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
RANDRIA

à Malaga en coutant parler les habitants, on a l impression d entendre notre langue … il y a des mots similaires …..

Thiana

Dia maninona tsy mody any Indonésie zay mahatsapa tena fa indonesianina, mody any Arabie izay mahatsapa tena ho arabo!!! Miala an’i Madagascar izay tsy mbola tsy mahatsapa tena fa malagasy na izay mbola manina ny fiaviana!! Avelao i Madagascar ho an’ny malagasy!!!

hihi

Ndry ko ange afaka mody any Afrique ra oe tokony hody any Indonésie ny merina e! sa ahoana ? sady Afrique akaiky kely nenareo!

Patty Ando Rak

N’y tatara ts fanadino ra aminao zan d tokny foanana matière histoire satry f lasa zan ts manakana an i Madagasikar ho any malagasy fahalalana n’y origine tsik

ntola

Mba tiako ho hita ôtran’ny ahoana moa enao be vava io, sa taranak’ireo olona nangalarin’ireo arabo tany Afrika, natao bizina amidy t@ izany fotoana izany, de tsy lafo fa ratsy qualité, de tavela teto, sady tsy tompon’ny tany, no dimy ariary efatra..

tina

naseho ny video sy ny fanamarinana oe avy any indonesie ny merina ts natao hanambaniana na hanaratsiana ny foko hafa eto fa filazana ny ara tantara ts misy hody any indonesie zany fa miaramaty ao @ tanindrazana madagasikara, malagasy iray ihany otran zanak dada sy mama misy fotsy be misy zarazara misy mainty be fa zanany daolo reo mifankatiava ra mbola velona e

Ntsoa Fanomezantsoa

tsara ho fatantra fa ny malagasy ts tena manana razambe fototra.saika mponina avy am firenen_ kafa no nitambatra ka lasa nanorim ponenana teto amin tsika

ROJO RAKOTOZAFY

DISO EE

Jacob

Bah, d’abord, AUCUN malgache ne sent indonésien ni arabe. De DEUX, ta façon de penser est bizarre.

mena

tsy ny merina ihany, fa rizareo any atsimo aza no tena mitana ny fomba indoneziana ka

ROJO RAKOTOZAFY

INONA LE FOMBA ALOHA ?

Gasy pur

Aza miady zavatra tsy fantatra e! Tsy ze olona mamorona tantara rehetra io de marina daolo ,ny akamaroany tany rehetra misy immigration daolo taloha na indonesia aza immigration sinoa sy karana ;mada t’@colonisation feno miaramila asiatique vietnam , japonais,chinois ,africain sns… nentin’i galleni nanao construction ny akamaroan’ ireo trano,tetezana, sns …ka maro tamin’ireo nijanona definitif ary manambady gasy pur tsy misy fandraisany @indonesian sy africain sy comoraina sns….

ROJO RAKOTOZAFY

MARINA

Jacob

Sady tsy nisy japonais zany tonga teto madagasikara… Sinoa ihany no tonga taty, nentin’i Frantsay tam andron’i fanjanatany. Nitondra karana koa ny frantsay.

Jacob

Dia ny comorianina dia afrikanina koa

Gasy pur

Maro ny metissage azo t@colonisation t@ireo legion nentin’i galléni sy equipageny ;tsy hoe mitovy ny olona de misy immigration indonesiana sy malesiana sns…lol…

Gasy tompony tany

Aza comique ramalagasy ah! Manino nareo maniry tany n’olona ,avy aiza ao indonezia nareo milaza indonesiana ireo ,saody bidon ville indonesia ve de niala fahantra tany de mitonantona aty aminy tanindrazanay de lazaina fa indonesiana ny gasy ,zahay tompoko tsy mila indonesiana zany sady tany le plus peuplé du monde ny asiatique sady mijaly ny akamarony olona any fa zahay de gasy100/100 ni indonesia ny africa point barre.anjanony ny tantara valamaty aza ampianarina any zany ny ankizy fa simba ny saina de tsy manana fierté maha gasy azy izy.

merina

Elah io zao le gasy mainty ngizina be reny. Tsy aleo elah mody any afrika e ? Hahaha

ratsimandresy

ndana la les mody any afrique rehefa ts mahazaka fa ny razambenay avy any na faly elah na ts faly sa ho lokoina ny tarehan lah

S Andria

Tapa-tsinay mitsy a @ nareo sasany mirediredy tafahoatr loatr reo mb ts ilazako oe lasa adal! Nga moa ref miteny ny recherches genetiques vita oe merina taranak’indonesiana sy malaisiana d mdika f t ody any Asie zaay merina!? Ataok oe zaay satri nareo b vav b reo alo d ts merina fotsy mits c clair f lay mainty b arak ny voalaz farany k b fialonana!!
Ny recherches genetique mlaza ny origines exactes avec precision ( ds le temps et ds l’espace)nymaha asiatique b ny physique merina, culture merina etc, tsis maha ratsy ny fahalalan an zany sa fait partie de l’histoire point. F ts mentalite de bassesse toy ny anareo ratsy vava b reo kory no entina critiquer-na resultats genetiques k anaovana probleme b! Mb misaina aloan’ny itenena ary az faly mamoron zay tina teneni ko ianao io mlaz isto mbl ts faeno enao « gasypur » io, f ta metissage b anao kory ny merina sy ny gasy f mazav b ny conclusions genetiques: merina= mm genes que les indonesiens. Enao v geneticien ary mb malala tantara v??? Certes misy gasy cotiers melanges de noirs et indiens ou encore arabes eto dago f ts oe peuple metisse b eo comme sa!
Farany lay ol ts maay n’inon n’inon oe ts mila imdonesiens etc f nga moa io confirmation genetique io mlaz ndray ko f mila indonesiens?? Tsis discernement mits( il faut que t’apprennes a faire la PART des choses)!!!!!
Nareo b vava ratsy reo concernant cette conf genetique, je vous conseille fortement d’apprendre a faire la part des choses f tena ts nuls loatra! Fahamarinana d anaovana vava ts mitombona sy mitonatonana!! A partir de naintenant, que ca vous plaise ou pas, il va falloir que vous fassiez avec!!!

Rivo Steph

Mises à part ces différenciations des teints cutanés, ou autres critères discriminatoires, je tiens à confirmer, n’en déplaise aux avis obtus et complètement déplacés, il existe des similitudes entre les cultures indonésiens et malgaches, pour ne citer que les architectures des maisons traditionnelles des Hautes-Terres qui se voient également en Indonésie, et ce qu’on appelle « koba » (lava). Dans un village d’Indonésie, l’on a découvert des koba, avec leur mode de fabrication, exactement le même qu’à Madagascar.

Charles Eric RAKOTOARISON

Ny fiavina d ts milaza fa tokony iverina any @ tany niaviany.Jereo n amerikana avaratra na atsimo.Mirehareha @ firenena misy azy izy zao na chiliana, bresilianina, na canadianiana.ets…Jereo f mivoatra ny olona k alaviro n complexe d’infériorité f ts itondra na na inona.Gasy ianao d mifalia.

Miora

ilay drapeau merina sy indonesien kosa angamba fifanandrifian-javtra fotsiny ihany fa tsy dia hoe nahita ny drapeau drapeau indonesien ry zareo de hoe ndao hatao mitovy amin’io ny antsika fa razambentsika ry zareo. ny tiako hotenenina hoe tokony tsy ho raisina ho porofo ilay resaka drapeau ?????

Didy

Tsy azoko oe inona no tokony hiadivana @zany ! eraha mahalala fa misy origine marobe niditra teto ary indonesien tsy azo lavina na dia ny fiteny fotsiny aza. Ka raha manana ny origine Indonesien nefa ny sasany @n’tsika dia inona ny olan’izay manana origina hafa no toa mitabataba lasa otran oe resaka complexe izany ny fahitako azy

Veve

Madagasikara

KALO JOBY DJAO

MALAIS-GASY, vondrona roa tsy mitovy fiaviana tafitambatra tamin’ny toerana iray (Nosy iray) ka lasa MALAGASY. Fa mba tiako ho fantatra fotsiny ny antony nahatonga ireo faritra sasantsasany eto amin’ny Nosy izay tanindrazana iombonana fa hoe fady hitenenana fiteny Merina sy fady Merina : ohatra amin’izany ANJANAHARIBE (au Pointe du Cap Masoala, izay misy dian-tongotra an’olona sy omby izay mipetraka eo amin’ny lampim-bato, toa tsy asan-tanan’olombelona raha ny fahitako azy ), AMBAVAN’IHARANA (amin’ny Distrika IHARANA), LAC SACRE d’Antagnavo (Anivorano Nord), GROTTE SACRE d’Ankarana (Ankarabe), AMBATOMITSANGANA (Befandriana Nord), AMPAMANTAGNA, sy maro hafa tsy voatanisa , Efa nisy tranga maromaro niseho tamin’ireo toerana ireo ka nanamarina izany, fa raha misy tsy mino an’izany dia mandehana amin’ireo toerana ireo ary ataovy ny zavatra izay nolazaina fa hoe fady ireo toerana ireo, dia ho hitanao ny porofo raha toa ka mandainga aho. Ny mahagaga dia izao, Tsy mbola naheno aho fa misy toerana eto Gasikara fa hoe fady ireo FOKO 17 hafa izay misy eto amin’ity Nosy ity afa tsy ny FOKO Merina ihany. Nahoana ary ny Tanindrazan’i KALO dia fady andehanan’i KALO no sady fady hitenenan’i KALO ny fitenindrazany ? Io tranga io dia mampiavaka tsara MALAIS sy GASY, fa izy mitambatra dia MALAIS-GASY ka lasa MALAGASY.

S Andria

Tout a fait d’accord. Lay tsis discernement anie k mampirediredy loatr ny sasany reo e! Zao ny voalazan’i kalo dia voa maik ko manamafy ny ef preuves genetiques oe l’ethnie merina y compris vakinankaratra sy betsileo sasany dia taranaky ny Indonesiana de l’ethnie dayak surtout f koa banjar avy any Borneo.

Ellena Padenom

Ny tangara nianarana tany an- tsekoly dia mampuseho tsara fa Rafohy sy Rangita, vazimba, no razam- bentsika malagasy satria izy ireo no mponina hita voalohany teto Madagasikara. Taty aoriana dia tonga ny malaisien sy ny indonésien. Tonga koa ny africain sy ny arabes. Samy niparitaka nameno ny nosintsika ireo rehetra ireo ary dia izany no mahatonga ny Malagasy ho samy hafa fombafomba sy volon-koditra. Tsy misy ambony sy ambany. Tsy natao ampizarazarana antsika izany fa ovay ny toe-tsaina.
Notre pluralité est notre richesse.

ROJO RAKOTOZAFY

TSY AVY ANY INDONESIE ZANY NY GASY

Lovasoa

Avy any ny Merina ka.

dolso

Misaotra an’i Lovasoa manamafy hoe « merina »…mba tsy hisavorita-tsaina ny sasany.
Indonésie anie ka fitambarany nosy maro e! Bornéo-Kalimantan, no misy ethnie manana fiteny hiraisany aminy merina. Aminy faritra afa dia mbola ahitana ny trano lava be toy ny nisy tany aminy faritra atsinanany Gasikara. Dayak no razambe nifampitampoka taminy avy any Sulawesi hoy ny mpikaroka sasany ka mampiasa ny fiteny ma’anyan dusun.Tsy hita zohina alavitra be aloha hatrizao hoe avy aiza ny dayak raha tsy misy vonona hikaroka tokoa…ary maka fotoana lalina sy lafo izany. Amiko niserana tany Barito-Bornéo, dia tsoriko fa misy avy any ny razako fa tsy araky ny filazany sasany hoe avy « an-kafà ».

Jacob

Drapeau merina???? jamais vu ça

error: