salut !
tsara ny hafantarinao izay manana psp fa ny fanaovana ny psp ho multisystem dia mora !!aza manaiky mandoa 300 000fmg anireo olona milaza mahay fa gratuit io !
jerevo ny site PSPGEN.com dia hitanao ao avokoa ny momba fanaovana azy!!
atao costum firmware m33 fotsiny dia lasa multisystem .
ra mila fanampiana de alefaso mail:nofilah@yahoo.fr fa ataoko gratuit!!
nena nefa tsy mora atao... satria ao aorinanan'ny firware v.5.02 dia tsy afaka decoder-na tosny le system...zany oe tsy maintsy manao hard-mod zay vao afaka ampidinina le version du firware...dia tsy maintsy manaraka instruction tsara satria raha tsy mahay dia potika le batterie sy le memory card (pandora MC)...akaotrany zay dia mora le izy ka...