Accueil Forums Photos Interviews Actualites Mada Kool Peeps
Agenda Billets d'avion Petites annonces Kool Shopping Annuaire Videos clips
Retour au forumNouveau sujetInscriptionIdentificationFaire une rechercheListe des membres

Pages:  << [1-10] 11 12 13 14 15 16 17

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [15803]

Invité(e)




Posté le : 26/05/2009 à 12:46 (Lu 2221 fois)
Répondre
Citer

A Tantely, mandroso ny fiainana fa tsy mihemotra, .
De la part de José

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [15854]

Invité(e)




Posté le : 12/06/2009 à 10:03 (Lu 6404 fois)
Répondre
Citer

Citation : tantely
Citation
tsara ho anazy ireny , ka hita be fa tena niniany ireny ,nekeny fa tsy misy trucage ary izy consciente tsara

Eny e, ilay izy ange tsy hoe trucage e ! Fa ilay izy zavatra film nataony ho azy roa, fa tsy hoe varotana akory. Tsy nahazo vola zany i Tantely par rapport an'io film io, fa ilay Ralph de Sambava no tsy nantanty hoe nampirafy tany angamba i Tantely dia lasa koa ilay dondrona namoaka an'ilay film. Tsy vanona e ! Mbola hivaly aminy zao ka !
Momba an'zay zavatra hataony ao @ ilay film ndray aloa dia tsy hidirako iny fa fiainany iny. Zay tiany hataony ihany. Fa ilay bandy mihitsy no tsy vanona. Aiza ve dia ady kely no hanaovana an'zany ! Mba ho hitako eo ra ianao no tratra an'zany, mehezako tsara !


Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [16165]

Invité(e)




Posté le : 04/08/2009 à 00:14 (Lu 2199 fois)
Répondre
Citer

AZA MITENITENY FONA REHEFA TSY MALALA ; FA TSY VAZA ANGE IANAO FA GASY ENAO NO TENA LOMORINA MINO AHO FA TENA OLONA TSY DE MISY PIRARA LOTRA I SE MATOA MILAZA IZANY SATRY RA GASY QUI CE RESPEc TE TSY MITENY IZANY .tena olona mitifitra anabavy zany iala rehefa week end lesy de mijereva filma porno miharaka @ famille ko a satry @zany efa tsy gasy tsony fa vaza efa 10 ny toetsaina za lety ty vetaveta fa za tsy makasitraka ny fisiny XX any @ tanana satry manana ny ajany sy ny voninahin'ny lesy ny gasy a Fatatr'ialay i Saholy aty usa lesy izy no manao ny malotiny satry tsy te animba ny maha malagasy azy izy Tena tsy malala ininona mintsy toi fa

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [16310]

Invité(e)




Posté le : 04/09/2009 à 21:09 (Lu 1537 fois)
Répondre
Citer

Eny akatso misy mizara an'iny film iny gratuit. mitondra clé de ok! kodiarantsarety ny fiainana: ndraindra mavoa de ndraindray voa!!!!

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [16312]

-Jean-




Posté le : 05/09/2009 à 19:41 (Lu 12222 fois)
Répondre
Citer

Hay ve elah ko eh! Za ko efa nikôty azy tao fa nena ndray 2 millions no nokôziny!!!

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [16338]

Invité(e)




Posté le : 12/09/2009 à 22:34 (Lu 3903 fois)
Répondre
Citer

slut sava?





Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [16341]

-trop cool ce site-




Posté le : 13/09/2009 à 15:15 (Lu 3874 fois)
Répondre
Citer

ouais j'adore ce site! il est beau et cool! le meilleur koi

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [17429]

Invité(e)




Posté le : 11/01/2010 à 15:09 (Lu 1485 fois)
Répondre
Citer



Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [17442]

Invité(e)




Posté le : 14/01/2010 à 09:59 (Lu 1452 fois)
Répondre
Citer

milay be lé filma , marina fa efa elala ihany izay fa tous le monde anie manao daholo é alors je vois pas ou est le probleme, ny gasy no mbola mihidy anaty armoir ny sainy fa tsy mivelatra

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18228]

prama

Voir son profil

Activité : 0.5 / 5
Kool Newby
1 messages postés


Posté le : 10/06/2010 à 12:18 (Lu 687 fois)
Répondre
Citer

Tsy hoe manome rariny an'i Tantely aho, saingy tsy nisaina izy nanao an'iny enregistrement iny fa nentin-kafanam-po.
Ho anareo manome tsiny indray kosa, firifiry taminareo moa no efa nanao toy ireny , saingy tany @ takona dia tsy nisy mpahita afa-tsy ianareo roa irery ? Dia mihevitra ve ianareo fa olomasina be ?
Misy fitenenana manao hoe " Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany "
Koa dia aoka mba ny tsirairay no samy hisaina ka samy mba hanitsy ny diany avy.

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18245]

bestoff

Voir son profil

Activité : 0.5 / 5
Kool Newby
1 messages postés


Posté le : 17/06/2010 à 13:01 (Lu 591 fois)
Répondre
Citer

aiza mba afaka mijery an'lay video azafady?

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18315]

Invité(e)




Posté le : 06/07/2010 à 14:02 (Lu 372 fois)
Répondre
Citer



Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18328]

Invité(e)




Posté le : 10/07/2010 à 22:07 (Lu 289 fois)
Répondre
Citer

de tte façon, elle a tourné la page,c'etait qu'un mauvais rêve pour elle.Elle a refait sa vie mariée,avec enft.Je la croisais un jour accompagnée de son mari vaza jeune beau,épanuie et affrontait le regard de tt le monde sans baisser la tête.Bravo tantely,t'as pu depassée tt cela,et la honte c'est pour ce lâche ôtran'ny tsy natera-bevavy

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18329]

-anita-




Posté le : 10/07/2010 à 22:11 (Lu 289 fois)
Répondre
Citer

de tte façon, elle a tourné la page,c'etait qu'un mauvais rêve pour elle.Elle a refait sa vie mariée,avec enft.Je la croisais un jour accompagnée de son mari vaza jeune beau,épanuie et affrontait le regard de tt le monde sans baisser la tête.Bravo tantely,t'as pu depassée tt cela,et la honte c'est pour ce lâche ôtran'ny tsy natera-bevavy

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18332]

Invité(e)




Posté le : 13/07/2010 à 15:35 (Lu 2770 fois)
Répondre
Citer

Citation
aza mifapasosip*** sa samy mirevy milely b daholo
raha mba mahavita iereny d manaova
k*****dreninela aloha ialahy ry metisy sinoa
afa miandry p*** anela zahay


Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18343]

Invité(e)




Posté le : 19/07/2010 à 13:59 (Lu 224 fois)
Répondre
Citer

tsy mety reny é tsy fanao ny manala baraka sipa. revy io e ialahy koa anie mbola ho tratra e
"on ne dit pas du mal de la où l'on a dormi"

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18344]

Invité(e)




Posté le : 19/07/2010 à 14:02 (Lu 224 fois)
Répondre
Citer

tsy mety reny é tsy fanao ny manala baraka sipa. revy io e ialahy koa anie mbola ho tratra e
"on ne dit pas du mal de la natte où l'on a dormi"

Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada [18355]

Invité(e)




Posté le : 21/07/2010 à 15:47 (Lu 174 fois)
Répondre
Citer



Re: LA vérité sur le film X de Tantely Miss Mada

deba

Voir son profil

Activité : 1.5 / 5
Kool Newby
3 messages postés


Posté le : 30/07/2010 à 04:15 (Lu 607 fois)
Répondre
Citer

SLT daholo,
Voalohany, BRAVO Tantely, tsy tokony hisy ahamenatra azy ny nahitan olona iny film iny satria, tsy fitadiavambola no nanaovany azy fa fitiavana, rehefa mahazo sipa mahay mirevy sy tia ohatr'azy tenisany le manatsatso dia misaora ny ao ambony, accident no nahitan ny rehetra ny film, provoqué par le plus grand Connard qui puisse exister, donc, inona moa no tokony hanenjehana an'i Tantely? je ne la connais pas personellement fa mahafinaritra ahy izy, le sasany milaza fa nangatahany 2Millions etc etc, halahelon kanina ny anareo, ary rehefa dondrona nareo tsy aleo ho alainy any ny vola fa malailay, misy ange efa manao fitadiavambola ireny izao fa tsy tafavoak eh, ny azy tena film à succes, alors de quoi elle devrai avoir honte, d'avoir eu u succès? d'avoir été trompé? c'est vous qui êtes des cons comme son mec, en sachant très bien qu'elle a été trahi, mbola mahita fanenjehana ihany ilay toetsainan tsika Gasy, raha tsy hainareo dia izay ilay atao hoe: MANENJIDRESY, na ny alika miady ary rehefa mahita ny namana lavo mahay miala, fa Ramalagasy mbola manaraka @ kobay ihany, TENA MAHAKIVY EH!
Ho an'ny vehivavy, rehefa mahavita ohatr'ireny nataony ireny amin'ny vadinareo ianareo dia mifalia fa mihamihena ny risque hialan'ny vadinareo anareo. <tena mba kozy anefa izany.

Pages:  << [1-10] 11 12 13 14 15 16 17

Ajouter une réponse

Vous écrivez en tant que :  Login :   Password :
Titre de votre message :
Corps de votre message :

 [citation] [image] [flash]

 [gras] [italique] [souligné]
 [barré] [exposant] [indice]
 [grandir] [reduire]

 [noir] [orange]
 [rouge] [violet] [bleu] [vert]

   Prévisualiser le message

12345678910
AA1A2A3A4A5A6A7A8A9A10
BB1B2B3B4B5B6B7B8B9B10
CC1C2C3C4C5C6C7C8C9C10
DD1D2D3D4D5D6D7D8D9D10
EE1E2E3E4E5E6E7E8E9E10
FF1F2F3F4F5F6F7F8F9F10
GG1G2G3G4G5G6G7G8G9G10

   M'avertir par email en cas de nouvelle réponse (pour les membres)

Valider

Visitez nos partenaires allvideogasy.com - Shaani Artiste Soul RNB - College de France Madagascar
KoolSaina Forum V4.01 - Page générée en 0.1444 seconde avec 10 requêtes