| Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana |
|
| Posté le : 01/09/2006 à 10:54 (Lu 7470 fois) | | | Zà aloha mahita fa toa mba manao ihany lery raha oharina amin'ny teo aloha e! nefa toa miha mafy be ny fiainana
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8322] |
|
| Posté le : 01/09/2006 à 12:13 (Lu 7465 fois) | | | C'est qui Ravalomanana?
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8324] |
|
| Posté le : 01/09/2006 à 12:25 (Lu 7381 fois) | | | Il ne supporte pas la démocratie
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8355] |
|
| Posté le : 03/09/2006 à 03:07 (Lu 7372 fois) | | | il sera réélu c'est sûr et certain
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8372] |
|
| Posté le : 05/09/2006 à 14:41 (Lu 7361 fois) | | | Ohatran'ny FILOHAM-PIRENENA REHETRA.
Miasa voafehin'ny Lalàm-Panorenana izy.
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8411] |
|
| Posté le : 08/09/2006 à 10:33 (Lu 7343 fois) | | | Mbola lany Ravalomanana fa de mahaiza mionona ireo tsy tia azy e
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8440] |
|
| Posté le : 12/09/2006 à 15:40 (Lu 7299 fois) | | | trop tot pour juger! y a trop de retard à rattraper, tout ne se reconstruit pas en 4 ans, il faut des siècles à mon avis... donc ravalo ou pas, pourvu que mada avance!
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8468] |
|
| Posté le : 15/09/2006 à 02:21 (Lu 7269 fois) | | | Il sera réelu,laissons le travailler.
Les autres candidats sont trop mous à mon gout.Lui il agit.
depuis mi-Aout il n'a cessé de faire des inaugurations par ci par là et dans tt Mada( écoles,hopitaitaux,routes,marchés,centrale thermique....)
Des infrastructures qui sont necessaires pour le dvt du pays et le bien-être du peuple.
HO ELA VELONA I RAVALOMANANA
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8578] |
|
| Posté le : 08/10/2006 à 12:33 (Lu 7217 fois) | | | Ravalomanana=
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [8581] |
|
| Posté le : 09/10/2006 à 15:04 (Lu 7203 fois) | | | Tsara mihintsy aloha ny asa nataony nandritran'izay 5 taona izay, tena mivoatra Madagasikara @ izao fotoana izao dia eng anie hitoy foana izany raha sitrak'Andriamanitra.
Fa fanontanina kely fontsiny... M.Ravalomanana nga dia tsy mba manana "conseiller en image" mihintsy e? . Nisy conférence de presse nataony 'ray mandé'zay dia nahamenatra be ny fitàfiny, nefa anie mba loham-pirenena ihany e!! .
Ce jour là, il avait mis une chemise bleue avec une cravate rouge pétante, et par dessus, une veste à carreaux jaune immonde!!! Sans parler de sa coiffure avec cette raie de côté et ses cheveux gominés on dirait le fayot de la classe. Son ancienne coupe lui allait mieux et faisait plus moderne.
S'il veut un style british un peu Dandy , qu'il le fasse jusqu'au bout mais qu'il ne s'arrête pas qu'à la coiffure!! Quelqu'un de ce standing se doit d'être élégant et avoir une certaine class quand même !! C'est un chef d'Etat et non pas un tambawax.
Nous sommes dans une société où l'image tient une place importante,et en politique encore plus!! Il pourrait avoir plus de voix s'il améliorait son look.
Politiquement il est au top mais il faut changer son dressing, parce que là, il a un look qui tue 
IL FAUT AIDER LE PRESIDENT RAVALOMANANA A ETRE PLUS ELEGANT... avant les présidentielles lol
| -------------------------------- GASY KA MANJA!!! |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [10020] |
|
| Posté le : 16/03/2007 à 15:50 (Lu 6933 fois) | | | filoham-pirenena malagasy izy e
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [10022] |
|
| Posté le : 16/03/2007 à 16:00 (Lu 6928 fois) | | | Ra za manokana dia mahita fa tena niasa izy nandritra ny 5 taona nitondrany voalohany ary matoa misy ny toerana tsy nandroso dia ny mpitondra ao an-toerana mihitsy no tsy nihetsika. Mino aho fa vao maika hanao mafimafy kokoa izy @ izao manaraka izao satria efa zatra, tsy manaitra ny maro ary ve ireny fananam-pirenena mafy sady tsara nosimbain'ny sasany ireny,nefa dia tafariny ihany no sady afaka nanao zavatra hafa izy e! Mirary soa azy sy ho antsika rehetra e
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [10135] |
|
| Posté le : 30/03/2007 à 19:49 (Lu 5915 fois) | | | aiza ho aiza zao e? tsy mivoatra foana ny jirama !!!
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [12207] |
|
| Posté le : 18/09/2007 à 15:29 (Lu 6257 fois) | | | zah ko mahita oe tena mahamenatra B n prononciation an lery na francais na anglais!otrn ampitovin lery daol!tsy D rarahiko zay fitondrany fa tokon mba amboarinao kel zay Ra8 a!
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [13499] |
|
| Posté le : 24/06/2008 à 13:00 (Lu 5289 fois) | | | Rvalomanana Ve ?
Enc*** lo lery sady sty miasa De privatisena ho azy ny secteur publique azo ato oe il fout lanarchie dans le pays et impose une dictature a son avantage .........Fuck Ravalomanana
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [13874] |
|
| Posté le : 30/08/2008 à 22:37 (Lu 4810 fois) | | |
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [13994] |
|
| Posté le : 23/09/2008 à 18:45 (Lu 4551 fois) | | | ravolomanana est un dictateur pire que ratsiraka tant pis pour qui sont au pays vous avez voté pour lui manamany rangahy a!
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [13997] |
|
| Posté le : 23/09/2008 à 22:54 (Lu 4546 fois) | | | il est mieux que Ratsiraka quand meme. Au moins Ravalomanana il a fait des choses.
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [14110] |
|
| Posté le : 20/10/2008 à 12:23 (Lu 4211 fois) | | | -Mafinaritra taloha
-Tsy dia masosotra teo ho eo 
-Izy anie te hanao zavatra fa laozan'i Ray aman-dreny mitety firenena e!
-ny maha samihafa azy amin'i Ratsiraka alo izy tsy tonga dia mamono f mampigadra; manao zavatra hitam-bahoaka izy na dia mba manao ratsy ihany aza olombelona anie izy e!
-Fa ny grave dia i Président manao cravatte mena foana mariky ny ra alatsaka eto amin'ny firenena anie io Président e! sao dia io ary ny itovizanao amin'i Ratsiraka (boky mena, bulletin de vote mena)
-Refa tena mivavaka dia mivavaha Ravalo filohanay a! Andriamnitra anie tsy sakafo ka fofonina fotsiny e! andramana izy dia hiainana
_I Ratsiraka indray taritaritiko amin'ny tady mazaka ra miverina aty eny fa na dia ny fatiny aza
-RAVALO Président tsara imason'ny olona MANDEVINTAY AN TSALAKA
| |
|
|
| Re: Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana [17766] |
|
| Posté le : 11/03/2010 à 12:05 (Lu 1292 fois) | | | fa hoe i Pierrot Rajaonarivelo ndray zo no manaraka eo fa tsy lany eo tsony Ravalo e.
| |
|
|
|