aiza ny espace fandraisana mariage tsara eto Tanà?

Accueil Forums Blabla autour d’un café aiza ny espace fandraisana mariage tsara eto Tanà?

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 15)
  • Auteur
    Posts
  • #17343
    Anonyme
    Inactif

    ô reto a, rehefa nanadihandy lalina ny tenanay (qualité/prix) dia ireto no itanay fa mendrika hojerena akaiky (tsy ratsy ny hafa fa ireto no manakaiky ny tadiavinay e), ka mba lazao hoe ny impression-nareo?

    saha edena ambohibao, akany nambinitsoa talatamaty, espace miotisoa alasora, espace mariage belle vue ambatoroka, domaine manerinerina ambohibao, amparihy riverside ambatofotsy, lambert fialamboly ilafy, le hintsy ambomanambola, espace manovosoa alasora

    #22968
    Anonyme
    Inactif

    Bonjour,
    Mba hamaly kely ny msg nareo za sady hittondra anjara briky kely ho an’ny ESPACE MANOVOSOA satria tena afapo izaho tamin’ny fikarakarany ny mariazko tamin’ny 05/05/2012 teo.tsara sady afaka resahana tsara i Madame Manovosoa.

    Mirary soa ho an’izay hanao mariazy ary mirary soa ihany ko ho tontosa soa amantsara e!
    dia courage daolo e!

    #22971
    Anonyme
    Inactif

    bonjour,
    fa ohatrinona avy izy ireo?

    #22995
    Anonyme
    Inactif

    Krypton Ambohimalaza, any n nofinofiko anao mariage any

    #23005
    Anonyme
    Inactif

    Aiza no misy an’le espace Manovosoa zafady? merci

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 15)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: