Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

Accueil Forums Tsy rariny – Tsy norme Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 32)
  • Auteur
    Posts
  • #18337
    mikhoyan29
    Membre

    oué mé developpe koi

    #18342
    Anonyme
    Inactif

    TSY HOE MIFAMPIAVONA RETSY AN – FA MBA SAMY TE HO Bôôôôby ehhhhhhhhhhhh

    #18981
    Anonyme
    Inactif

    Fiten’ilay namako izay foana ny hoe : tsy tokony ho any Frantsa ny gasy fa tena manimba ny fisainan’ny Gasy io firenena io. Toa misy fahamarinany ilay izy. Mandreraka mihintsy ny avonavona ataon’ireo gasy any frantsa ireo, indrindra vao tonga iny ianao dia mahazo an’ilay hoe GVT, de tsy mahafantatra anao mihintsy ry zareo, sady izay indray manao fijery miavona (raha sendra mba mifankahita), de tsy azo resahana, ny sasany indray toa manambany azy angamba ny miresaka aminao ka mianjonanjona ery. Sendra n’izay Gasy tsivanona e!
    Aza mba manao an’izany ry « vao ho any Frantsa a »! aza manao ny ataon’ireo gasy efa any ireo

    #19415
    Anonyme
    Inactif

    Amiko aloha, izay rehetra hitako dia topazako tsiky kely na tsy miteny aza aho satria misy volon-koditra itovizana @ hafa ka aleo itsikiana izy , na gasy na tsy gasy. Tanako ny maha mpandala fihavanana ny razako. Ny olo-kafa aza amboleko fihavanana ka ny ahy indray ve no hariako, izay ny ahy e. Mety tsy miavona koa ny sasany fa variana, satria maro kosa ny zavatra heverina e, samia mba miezaka mifanala tsiny fa tsy mifanala baraka e. Samia ho tahian’A/tra aby isika rehetra ka samy hanao PAKA SAMBATRA daholo.

    #19422
    Anonyme
    Inactif

    Miombon-kevitra aminao zato isan-jato aho, enga anie ka ho maro ny toa anao e, za koa hiezaka mba na dia fantatratro fa tsy mora aza izany!

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 32)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: