Ny ahy letsy ry Andry tgv tsotra fotsiny a!Matoa ilahahy misy olona be di a be mitokona misy zavatra mahasosotra azy ataon'la.Tsy misy hafa tamin'ny nataon'ialahy tanin'i R8 iny.K oa mampitandrina aho.Aza ny miaramila no fitaovana ataon'ialahy hery famoretana hampihorohoroana vahoaka fandrao hirehitra min'la ny fahatezerako ka tsy ho zakan'ialahy.
Mampamangy.
Merci e! rehefa tsy mahalala ny tokony hataony dia omeo azy ny lesona. Hita fa tena tgvendrana marina mba tsy hitenene
ko azy hoe adala kely saina.
Tohizo nt tolona fa ho avy zahay amin'ny alatsinainy handrodana izao fanjkana izao.
Amen
Ny tgv an là ry dondrona mbola ho faty a!!!!! i jacques sylla mpamadika zao efa maty, de i andry dondrona ny manaraka e!!!!! miandrasa kely fotsiny fa ny mpamadika ange tsy tafa zany e
ita miits fa tena vendrana ny tgv.. fa ny zavatra mahagaga d oe, fa aôna bdb no nandao an i lava sanga, mouahahahahah!!!! zavatra efa nampoizina b!!!!!
Mampamangy.
----------------------------------------------------------------