Re: Fitiavana minono f!ry

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation Fitiavana minono fory Re: Fitiavana minono f!ry

#19681
Anonyme
Inactif

raha izay no mampionona anao dia tsy maninona. Samy manana ny tiany anie io e, fa ilay fampisehoana azy no toa tsy mitovy.
Ho an’izay mpanao an’io kosa dia tsapako hoe tsy dia manana zo hitsaratsara azy aho, araka ny teniko hoe samy manana ny tiany.

error: