Re:Je ne suis pas circoncis

#17495
Anonyme
Inactif

zany hoe amiko raha izaho no mamaly de zao no mba hevitro , tsara izy raha mitapaka satria izao manko endirkiny vatanao itiavavana anao manokana io , nefa tsy voatery akory ianao hanao azy , fa iezao fotsiny jereo anie ny vazaha frantsay ohatra , tsy mitapaka ry zareo nefa maninona moa saingy izao , misy ny olona tsy maintsy tapahina satria mihatery hono ilay hoditra rehefa lehibe le bandy , tena marina satria za efa nahita vaza frantsay efa lehibe vao notapahina saingy , rehefa lehibe ianao de fomba hafa indray no hanapahana azy satria mety hatahotra sy haharary ianao , zay aloha eh

error: