Accueil › Forums › Amour – Amitié – Relation › Mbola tsia niaraka t@ vehivavy gasy! › Re:Mbola tsia niaraka t@ vehivavy gasy!
27/02/2005 à 22h23
#17732
Membre
za ndray mahita fa tena milay ny sipa gasy ,tsy fantatro loha ny vaza satria za tsy mbola nipetaka,fa ny sipa gasy zany alou de mateza jerena sady tsy dia degany be loatra rehefa mirevy fa maonitmaontina tsara.
mba andramo ange e!