PROBLEME URGENT

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation PROBLEME URGENT

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #41028

    KAELA
    Participant

    Bonjour.

    Manana olana keli zahai mivady.
    Manan zanaka 1 an et 2 mois zai d tam avy niteraka tsy niverina ny regle raha ts nanao fanabeazana aizana nefa tsy zakako le izy fa za misy insuffisance cardiaque d najanona. d niverina normale iani taty aorina le regle.
    Zao ny olana tsy tonga une semaine le izy d efa nanao teste d mitoe jaza..
    Nefa na amin traitement ataoko na amin resaka asa na amin lay zaza rai mbola keli d tsy mbola te iteraka zaay.
    Efa nieritreritra tsara d aleo alana.
    Tsy ainai nefa hoe iza no antonina. Mba mangataka zai maita dokotera na toerana azo anaovana izani svp fa mandeh iani ny andro.

    Ty ny mail.ako kaela.rajao@gmail.com
    Merci d avance

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.