Mahaleo – Alina mangina (Tononkira)

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Ny alina aty tsy ali-mangina
anjakan’ny habibiana
riran’antsy no hatoriana
anjakan’ny habibina

Ny alina aty tsy ali-mangina
anjakan’ny habibiana
riran’antsy no hatoriana
anjakan’ny habibina

Olon-dratsy mirongo fiadiana
mamakivaky ny ali-mangina
Manafika antoandro izao ny dahalo
lasany mbamin’ny anjra masoandro

Ny alina aty tsy ali-mangina
anjakan’ny habibiana
riran’antsy no hatoriana
anjakan’ny habibina

Tsy misy afa-tsy ny firaisankinantsika e
Io ihany no hanavotra antsika e
Raha samy mandeha samy midaty
eo isika mianakavy

Ny alina aty tsy ali-mangina
anjakan’ny habibiana
riran’antsy no hatoriana
anjakan’ny habibina

Vos réactions

commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*