Voir annonces



TRANO AHOFA ENY AMBOHIMANAMBOLA LOYER KELY: 120000ARIARY (600000FMG/ MOIS.
LIBRE ZAO DE ZAO. Trano R+2 ka ny 2ème étage ihany sisa no libre! ka ny ofany voasoratra etsy ambony dia par étage.
TSY MISY PROBLEME BRUIT SATRY BETON + CARRELAGE DAHOLO NY SOL.
Mitovy daholo ny isany chambre anatiny izay isaky ny étage de ahitana: 2 chambres + 1 sejour + 1 petite cuisine + 1 coin pour doucher.
Jiro, Rano itambarana, 2 Toilettes extérieures communes. Et bon voisinage.
Contact JOSEPH: 0327382144 na ny email: nandosymialy@gmail.com

VISITE TOTALEMENT GRATUITE TSY MISY MPANERA!!!!!!

Envoyer un email à Joseph
0327382144