PETITE LOCATION AMBOHIMANAMBOLA

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  


TRANO AHOFA ENY AMBOHIMANAMBOLA LOYER KELY: 120000 ARIARY NA (600000FMG)
LIBRE ZAO DE ZAO. Trano R+2 ka ny 2ème étage ihany sisa no libre! Ka ny ofany voasoratra etsy ambony dia par étage.
Mitovy daholo ny isany chambre anatiny izay isaky ny étage de ahitana: 2 chambres + 1 sejour + 1 petite cuisine + 1 coin pour doucher.
Jiro, rano itambarana, 2 Toilettes extérieures communes. Et bon voisinage.
Contact Joseph: 0327382144 na ny mail: nandosymialy@gmail.com
VISITE TOTALEMENT GRATUITE TSY MISY MPANERA !!!!!!!!

Envoyer un email à Joseph
0327382144