Agrad & Skaiz – Bandy maté (Tononkira)

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

AGRAD:
onsooo! mafatifaty, manja kely, potika mitsy ah! onsoohieu
agrad oh! tiko be elah
zany oh! fa ndry ve ‘lou manana villa?
za bandy maté ah!
faraf’alika matiny zao ndry zanaka CT ah
Fa zah ra Tom Cruz
tsin milliarder’k no reveko atao papozy
za tsy mirara an’izay tarehany na “Horrible”
fa ny miaraka aminy… hmmm
TOUT DEVIENT POSSIBLE
te hiditra club ah! izy no airtel
ny anarany tsy hoe piso fa
SPONSOR OFFICIEL
raha sex no ilainy
ataoko leo anah lou izy
fa ny visage’ny takomako tsara
@ Leona lewis
JTM: tsy tiako ianao no dikan’izany
fa J’ai Trois Meuf!
ray no tena tiko fa
ny anaky roa mpiantoka revy
isakin’ny misy teuf
fitia avy @fo, fitiavan’olon-droa
fa fitiavan-tena satria
miainga aloha ny tombo-tsoa

REF:
allô, tonga any @lah any ah r’piso refa veo ah
refa tsy manam-bola de tsy ilaiko ndry tonga eo
kiii! fa ahoana kosa?
zah ki mila vola fa mbola
bokan-trosa

SKAIZ:
euh! tu vois,
tsy hoe ‘zah no mamilafila
fa na sipa manja be ary ka kikina
de zah tsy mila
ny niaraka amiko farany teo zao r’se
ny bofiny dokotera, ny bainany DG
ka hono hoa
ny dadan-dry zao aiza ki no miasa?
“euh! eny Antaninarenina”
mmmmmmmh! tsy lasa
“fa maninona?”
ka zay fotsiny ko!
aleo tsika mpinamana ihany loa fa
tsy natao ihara-droa
“ka zah nge love be @toi”
ka efa hoe tsy mety hoa
aza mi’insiste,
fa angah tsy kobon-dry mitsy hoe zah
BANDY MATÉRIALISTE
“an an an”
za mila mitaingina Patrol
sady mba te iala @lay jiro petrole
kobon-dry ihany ‘lay fiainana fa
“HARDCORPS”
za nefa mba te hizesta hetsena kely any @ Jumbo Score
sao de tara ah!!!!

REF:
allô, tonga any @lah any ah r’piso ref’veo ah
refa tsy manam-bola de tsy ilaiko ndry tonga eo
kiii! fa ahoana kosa?
zah ki mila vola fa mbola
bokan-trosa

SKAIZ:
@’zao efa mivadika ny globe
tsy miaraka @sipa raha tsy hoe snob
fitiavana tsy misy fa 0%
ny ambiny fitiavan-tena, vola de caleçon
ka tsy ahôkou
zay mikozy ahy hoe “JÔMBILO”
samy manana ny fiainany io fa aza adino
zah bandy materialiste
de raha vao tsisy sosy ndry
tsy tafiditra anaty lisitra

AGRAD:
mety hiteny zao nareo hoe
“ratsy saina ry Agrad!”
le hafatra enoina de avelao any le blague
VAZIVAZY IRENY fa misy ambadika fonosina
hoe ny tena kofboay natao ho be hazon-damosina
fa tsy kamolahy tsy menatry ny manambany hoe
tsy mila tsin manana bika
tsy mila tsin manana bacc
fa tsin manana daba
no tiany ho taolan-tehezana
avy eo odiany tsy misy rehefa tsy misy fanomezana

REF:
allô, tonga any @lah any ah r’piso ref’veo ah
refa tsy manam-bola de tsy ilaiko ndry tonga eo
kiii! fa ahoana kosa?
zah ki mila vola fa mbola
bokan-trosa

Vos réactions

commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*