Naka Rabemanantsoa – Handao ity tanà-mahazatra (Tononkira)

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Handao ‘ty tanà-mahazatra
Hanjeny toa olo-mahantra
Lahy e ! lahy e !
Veloma r’ilay Anjoany
Tsarovana lava hatrany
Lahy e! lahy e!

Veloma veloma
Veloma eny veloma

Voizo malaky ny botry
Hijanona tsy hisy tsotry
Lahy e ! lahy e !
Hanjeny toa naman’ny very
Hisento tsy hisy mpijery
Lahy e ! lahy e !

Vos réactions

commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*