Mahaleo – Aleloia (Tononkira)

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia

Raha falifaly ianao,
Raha malahelo ianao,
Miaraha aminay,
MikambAna aminay,
Ka hiaraka hihira hoe

Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia.

Raha falifaly ianao,
Raha malahelo ianao,
Aza mitanondrika,
Raiso ny gitara,
Ka hiaraka hihihira hoe

Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia aleloia aleloia ô
Aleloia

Vos réactions

commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*