Naka Rabemanantsoa – Analamanga (Tononkira)

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Indreto ny terak’Analamanga
Tonga aty hiarahaba anareo
Fa ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ka nainon-kisakana dia tsy ahoanay.

Arahaba re, arahaba re
Ry ray amandreny sy zoky sy zandry.
Arahaba re, arahaba re,
Engaé anie ka ho tonga aminareo tokoa.

Analamanga no marika entinay,
Antananarivo, izay tian’ny saina
Anay ka sarotra afoy.

Dia arahaba na iza na iza
Dia arahaba, eny ry velona
Arahaba ,arahaba
Ka ny andon’ny lanitra
Ho aminareo izay tonga eto izao.

Vos réactions

commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*