Naka Rabemanantsoa – Ny famindra tanora (Tononkira)

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  

Ny famindran-tanora milaika:
Toy izao, toy izao
Malakolako tsy maka mahery
Midoladola
Miraidraika sy mitopatopa
Mizotra mora
Toy ny zozoro tanora tsofindrivotra
Indraymidola.

Mifalia sy mifankatiava a isika a!a!a!
Ataovy avo izany fihobiana a!a!
Ifalio a!a!, Ifalio tokoa.

Vos réactions

commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*