Actus

VIDEO. Voici le clip d’une Malgache signée chez Universal Music Africa

Denise, plus connue sous le nom de Deenyz à Madagascar, est une artiste de musique tropicale originaire de Tamatave (Makoa). Gagnante du concours de télé-crochet « Island Africa Talent » en 2014, elle avait décroché la somme de 5 millions de francs CFA (environ 7600 euros ou 27 000 000 ariary).

Dans le lot, il y a également une signature chez Island Africa, le nouveau label d’Universal pour le continent. Trois ans plus tard, elle sort enfin « Allofo », le premier single de son futur album. Retrouvez le clip ci-dessous et n’hésitez pas à nous dire ce que vous en pensez.

S’abonner
Notification pour
guest

18 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
radom

c’est un clip africain, aucune touche malgache

maoam

Tsy malagasy zany io fa makoa. Na izy aza @ ilay hira resaka makoa lalandava foana no ao ambavany. Modia any afrika rehefa any no takinao e! Sady ilay clip efa afrikana 100% rahateo.

Mojanga

Ah la la les malgaches!!!tjrs les 1er à critiquer. Tsy tia hava-manana marina. Tsimba faly maita gasy 1 de plus mba tafita fa faly itsikera to!! De manino anao kô izy miresaka makoa lava! Anao donc raciste envers les côtièrs? Izy makoa na tianao na tsia !!!!

maoam

Tsy raciste aho fa ra manao hira aho ka oe merina aho, merina aho, merina foana ny averimberiko eo, dia ahoana hoy ianareo ? Hoatr’zay ko ilay oe makoa makua !

Lejoma

Hahahaha
Fa inona ny dikany makoa aminao kay? Sembana tsss

maoam

Lejomaka, aza mba dondromp*** ihany hoa! ho an zay dondromp***, voilà la définition de makoa!
Makoa Wikipedia

Lys

Hmmm zao no mba tiany dia avelao izy anao an’izay mety aminy fa manaova koa ianao izay mba mety @nao raha mahavita…. allô fo Denise!! zahay miposy baka afara! ^^

Ilay Liona

tsy ampy fahalalana ve sa tery saina ???
mba fatatrao ve aloha ny dikany hoe  »makoa » alohan’ny itenenanao ?
makoa=ngita volo

na tsy fahalalana ny anao na fanavakavaha (racisme)
tery saina ianao ka tsy mahalala hafa tsy ny merina malama volo adinonao ny manondidina azy fa ngita avokoa

samy gasy ireo ka nefa ngita volo izy dia mba izay no reharehany… tsy ny afrikanina ihany akory ny ngita volo

fataro ny zavatra tsikerana

Makoa

Aiza moa hivoatra ny gasy mbola merina sy cotiers koa ny tsikera eto. Mila malama volo ihany zay vao gasy. Ajanony ny toe-tsaina lomorina fanavakavana fa mankaleo

Rabotovao

Gaga mitsy ahi fa kay ve mbola midy izany resaka merina sy côtiers zany re e! Tsy efa nilaozan’ny toetr’andro ve izany e.

Jean-Claude

Makua groupe ethnique descendants d’anciens esclaves de Mozambique (masombika). Tsy misy hidirany @ le ngita volo. Vao haingana zareo no considéré ho malagasy satria vaohilikilika foana hatrizay. Na zareo ko aza somary à part, miataka @ fiaramonina ary rehefa anontaniana oe avy aiza nareo, dia tsy miteny izy oe Malagasy izahay, fa Makoa izahay. Zava-misy io, ary na ilay hira ary tsy misy rehareha @ maha malagasy fa rehareha @ maha Makua azy.

Rakoto

Misaotra amin’ny fanazavana !

Ah-Ha

Je connais des betsimisaraka qui n’aiment pas les makoa !

Aina

Mba teneno ahy hoe inona no atao hoe clip tena Malagasy? Ilay ratsiratsy ireny ve? zanwe rav tsar otrzao de ts azo atao hoe gasy fa n gasy ratsy?
Sa n atao hoe clip gasy ve clip ahitana olona manao salaka, Manao volo tana ivoho, ary miredona kalon’ny fahiny? satria raha izao karazan-kira ataony izao ve no jerena , ts izao fitafy izao no mifanaraka aminy? Ary raha ireo voalazako ireo no tokona ho endrika malagasy tianareo aseho? iza @ireo mpanankanto malaza ankehitriny no manao ireo fomba ireo?

siga

clip video misy malagasy akia a! fa tsy afrikana daholo hoatrin nen denise

Nanna

Tres d accord avec elle gasy fiere de l’ etre… Tsy miambo hoe metisy na nationalite hafa izy, point ce tout.

Hardy

Arrêtons le gâchis!
Merina, Makua, Betsimisaraka etc, la science et l’histoire nous le confirment, nous venons tous d’ailleurs.
Quoi qu’il en soit, le fait d’être natif de cette grande île fait de nous des MALAGASY, peu importe notre origine ancestrale.

VIRUS

nao lié!!! mbo ino avao raha itsikeranao hira iny io! tsika lie tokony ho faly fa mba misy gasy solontena tsika mi représenté antsika andafy any! na makoa izy na karazana ino izy, ny maha malagasy azy no représenteny any! mbola ino koa ilaintsika ankoatrizay?

error: