Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ? › Re: andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ?
10/02/2005 à 14h25
#17650
Inactif
Izaho Gasy vavy, manambady frantsay, manana mari-pahaizana aho fa tsy olona notsiponina tetsy sy eroa…
Mandeha tsara ny @ fianakaviam-badiko satria efa oharan’ny toetr’andro izany hoe mainty hoditra sy fotsy hoditra.
Hatao mariage ara-piangonana izahay atsy ho atsy, ho avy ny iray tampo, ,ny nenitoa sy dadatoa’ny vadiko.
Rehefa mifankatia, izay no zava-dehibe, fa tsy hoe mitovy karazana na tsia. Loha morona izany…