Re: Etre Andriana, c’est d’actualité Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité › Re: Etre Andriana, c’est d’actualité 05/07/2007 à 18h44 #19720 AndrianimerinaMembre Ny Fikambanana TERAK’ANDRIANDRANANDO dia miantso ny Fianakaviambe amin’ ny Fankalazana ny Faha-60 TAONA ny fikambanana, izay ho atao ao amin’ ny Espace Lambert Ilafy, Antananarivo-Avaradrano, ny ALAHADY 08 JOLAY 2007, amin’ ny 12 Ora 30.