Répondre à: Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité › Répondre à: Etre Andriana, c'est d'actualité
on s’en fout des blancs !!!! manque d’arguments angaha dia lasa mirediredy e??? manambadia hoy aho andevo dia mba ho hitako eo zany ouverture zany !!!!
fa angaha rehefa hoe andevo de hoe mainty sy ratsy fa raha manaraka tantara malagasy ianao de ho hitanao fa rehefa misy ny ady ka resy ny fanjakana anakiray de lasa andevo ry zareo ary betsaka ny andrina no lasa andevo. Zavatra ni-recycle- teo io fa tsy misy origine andevo sy andrina izany, na mpanjaka arany rehefa resy ny tafikany de lasa andevo izy tsy misy difference.
En plus raha tsy nanambady hove na andevo ianareo andrina ireo die efa lany tamingana ohatran’izay. Izany no mahahh-tonga anareo mifanambady havana. rehefa atsy ho atsy hifanambady pianadahy, eewwwwwwwwwwwwwwwwwww.
Raha izany no atao hoe andrina de aleonay tsy miditra