Répondre à: faut-il pardonner son mari quand il vous trompe?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation faut-il pardonner son mari quand il vous trompe? Répondre à: faut-il pardonner son mari quand il vous trompe?

#17893
Anonyme
Inactif

Nanao erreur be i toi en lui avouant tes écarts, ny lehilahy tsy mahazaka an’izany, tonga dia maloto isika eo imasony (n’oublie pas que nous les femmes sommes pénétrées, et cela est lourd de sens dans la tête d’un mec) ka rava teo ny fitiavany.

Authentique SY marina io tary aho no manadray resaka eto ! niaraka tamiko 9 taona ilay sipa . Tsy rarahiko izay ataony satria mbola tsisy inona na inona .Na hisy koa aza anefa dia ny fantako dia olona nofo sy rà izahay ka ny mitandri-tena no zava dehibe ary ny fitiavana ao am-po sy ao amp-panahy no izy fa raha izay atao isan’andro no arahina dia reraka ambony eo . Saingy vao niteny izany tamiko izy dia napetrako satria raha mandefitra indray mandeha aho tokony handefitra indroa …intelo … fa fotsiny IZY NO MIKAJY NY TENANY SY IZAY NIFANARAHANA AKOATRAN’IZANY DIA TSY TE AHENO SY TSY TE AHALALA AHO ! Dia tsy natao ny raharaha fa samy nandeha samy nitady na mafy ho ahy sy izy aza ny fisarahana ….

error: