Re:Je ne suis pas circoncis

#17501
Anonyme
Inactif

de zay ao antsainao tanterahina fa tsy koi lesy io ah tsy voatery fa ny antsika malagasy efa fomba de zay, zany hoe fotsiny asakasak’iala fa za alo menatra ra ha izao efa lehibe zao vao hoe hanapaka hono aleo aza tsy tapahina satria toko maninona moa!!!

error: