Je ne suis pas circoncis

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Je ne suis pas circoncis

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 55)
  • Auteur
    Posts
  • #17502
    Anonyme
    Inactif

    tssssss, resaka hygiène ange io ry reto a! tsy maintsy tapahana fa tsy adala akory ny gasy manao an io ka!

    #17503
    Anonyme
    Inactif

    Tsy marina izany fa rehefa tsy manaraka hygiene dia makota foana.Sady manja be ange beloha raha misy casque be e! Sady mahavoa tsara.!!!!!!

    #17504
    Anonyme
    Inactif

    ny ahy aleoko tapaka aloa e!

    #17505
    Anonyme
    Inactif

    ka izao anie , nahoana ary ny vazaha no tsy mitapaka , nefa izy tsy maninona , jereo tsara ny frantsay izy tsy mitapaka ary torina any amin’ny tribonaly raha vao manery ny zaza tsy amin’antony ny hanapaka, ary raha hoe hygiene indray mety ho marina satria mifono ao ny loto matetika , kanefa raha nahita aho bandy iray efa lany daty de tsy sahirana mihitsy izy ny manokatra azy sy manasa ny zavany décapoté ilay bite zany Ok

    #17506
    Anonyme
    Inactif

    ie, misy marina aloa zany e, fa ny vazaha ange tsy misasa dia avy rehefa manao dia sao lasa any @ lé sipa (na lé bandy zay PD ) lé maloto tsy vaosasa tao anatiny tao ko! fa i koto angaha tsy tapaka sa……. ????

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 55)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: