Re:Je ne suis pas circoncis
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Je ne suis pas circoncis › Re:Je ne suis pas circoncis
07/12/2004 à 15h59
#17505
Inactif
ka izao anie , nahoana ary ny vazaha no tsy mitapaka , nefa izy tsy maninona , jereo tsara ny frantsay izy tsy mitapaka ary torina any amin’ny tribonaly raha vao manery ny zaza tsy amin’antony ny hanapaka, ary raha hoe hygiene indray mety ho marina satria mifono ao ny loto matetika , kanefa raha nahita aho bandy iray efa lany daty de tsy sahirana mihitsy izy ny manokatra azy sy manasa ny zavany décapoté ilay bite zany Ok