Re: Je suis lesbienne !

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation Je suis lesbienne ! Re: Je suis lesbienne !

#17520
Anonyme
Inactif

zao eh fiaianana io arakaraka ny sainao ihany no mitondra azy fa za zao Tena vraie homo azo lazaina hoe PD ihany koa saingy ny pd ka mil*** vody fa za kosa bandy fa za lel*** , tena tsy za no namorona izany tao anatiko fa tena tsapako fa voajanahary io fa isika malagasy no tsy nobeazina tamina fomba fisainana ohatran’izany de mankahala ny homo sady zao koa ny antsika malagasy zay nanana fomba fisainana tena manaja tsy misy maharatsy azy de nankahala ny resaka sex ka na ny samy rar sy ny zanaka de natao fady ny miresaka izany , vokany , de iarahamahlala fa de menatra ny olona raha vao misy resaka b*te ou c**ille
n’es ce pas mes amis!!!!!!!!!!!

error: