Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Misy ve ny ody fitia ? › Re:misy ve ny ody fitia : ahoana ny fisehony taminao na olompatatrao, azo sorohina ve sa….?!
23/03/2006 à 20h01
#18642
Inactif
misy io fa tandremo a, za efa voa! zany hoe zao: bandy tsy ao @ lé tadiaviko mihitsy no nahazo ahy dia taty aorina vao gaga aho hoe ahoana koa ary no niarahako an’iny ? ny sipako rehetra taloha nefa tsy nisy nataoko an’zany! bandy avy any atsimo izy io, vezo, fa tena nasiany fanafody aho! hoatriny lasa tia azy zany nefa vao nahita azy tena kiriko mihitsy!!!!