Misy ve ny ody fitia ?

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 31)
  • Auteur
    Posts
  • #17303
    ramalina
    Membre

    Mba mangataka temoignage , raha misy afaka manome fa toa lasa zavatra raiki tapisaka @ fitatiavana fitiavana izy io raha tsy diso aho, sa ahona ny hevitrao?

    #18642
    Anonyme
    Inactif

    misy io fa tandremo a, za efa voa! zany hoe zao: bandy tsy ao @ lé tadiaviko mihitsy no nahazo ahy dia taty aorina vao gaga aho hoe ahoana koa ary no niarahako an’iny ? ny sipako rehetra taloha nefa tsy nisy nataoko an’zany! bandy avy any atsimo izy io, vezo, fa tena nasiany fanafody aho! hoatriny lasa tia azy zany nefa vao nahita azy tena kiriko mihitsy!!!!

    #18643
    titiana
    Membre

    za kou efa nahita! vehivavy fantatro fa tsy namako!! ny azy kou nitadiavina satria izy le vhvv manindritsindry b reny.zao le izy ee: teny an_dalana le izy no niatomboka. nikotin’le lhl izy(atandroy) de sady nanopa le vhvv no nandrora, de tezitra le lhl de noraofiny le rora . ny ampitson’iny le vhvv nitady ilay bandy hatraiza!! de tsy mety hita le lhl de lasa adala le vhvv! tena lasa adala .de efa ela taty aoriana vao tonga le lhl de hitany fa nijaly le vhvv vao nalany le ody . de noteneniny le vhvv hoe « ataovy ihany ».fa tsy sahy tsony zao le vhvv !! mampalahelo sady mampieritreritra.

    #18645
    Anonyme
    Inactif

    devoly io bandy io ary ho hitanao fa tsy lasa alavitra zany bandy zany

    #18706
    Anonyme
    Inactif

    za niaraka t@ sihanaka, fa souvenir be aloha e, tsy rarahiko na nasiany aho na tsy nasiany satria tena tiako be izy t@ zany. nipetraka aty lavitra be aty aho zay vao tsy naninona tsony.

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 31)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: