Misy ve ny ody fitia ?

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 31)
  • Auteur
    Posts
  • #18739
    Anonyme
    Inactif

    ie tena misy io fa tandremo. Ny namako efa vo, izany hoe nandeha nanao vancance izy tany majunga de nasian’ny olona ody fitia dia niverina tany tana izy dia tsy mahita tory mihitsy izy @alina fa manofy ilay lehilahy foana de farany izy nandeha tongotra niverina tany de efa tany marobiby izy vao tratra(2mois plustard) dia avy eo ilay bandy tratra de nasoriny ilay izy……… fa tandremo an!

    #18861
    Anonyme
    Inactif

    asa ny devoly daholo zany !!!!

    #18990
    Anonyme
    Inactif

    tena misy io fa tandremo. Fa ny manao azy ndray aloa dia tsy lasa alavitra matetika fa miverina aminy ihany ny nataony e.

    #19486
    Anonyme
    Inactif

    tena marina v fa miverina any @ zay nanao azy iany lé izy? Otran’lé @ film gasy reny e!
    nareo v efa nahita hoe mifototra marina?

    #19487
    Anonyme
    Inactif

    ie, marina io fa miverina aminy ihany satria le izy ange karazana pacte @ devoly e, dia fantatrao ihany moa fa ny devoly tsy manome ra tsy misy zavatra omenao azy, ohatra hoe ny zanakao alainy, na zavatra hoatr’zany fa tsy gratuit zany rehefa manao an’io sinon tsyefa manao daholo ve ny olona? ka ra nanao an’io enao dia miomana fa tsy maintsy misy valiny hiverina aminao io ary zavatra ratsy be, miandrasa fotsiny fa mbola hiteny ny devoly

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 31)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: