Misy ve ny ody fitia ?

5 sujets de 21 à 25 (sur un total de 31)
  • Auteur
    Posts
  • #20374
    Anonyme
    Inactif

    Misaotra anao sandra t@ conseil fa efa manao izany aho isan’andro fa mino sy manantena ny fatongavan’ny sainy,olona manantsaina be izy fa angamba tsy ampy azon-damosina kely dia voa voa foana,sady manana asa mampidi-bola ka manintona ny ratsy,nefa izy tsy tonga saina @izany.Mbola misaotra eh!Ivavaho indrindra ho an’ireo zanako

    #20376
    Anonyme
    Inactif

    tsu haiko ny anareo fa ny raiko koa efa voa

    #20499
    Anonyme
    Inactif

    Manontania olona fa misy mahay manafaka an’ireny. Misy olona tena mahay manasitrana hasoparana ataon’ny sasany toy ireny. Ny fantatro dia eny sambaina sy @ faritry manjakandriana iny betsaka mahay manasitrana

    #20967
    Anonyme
    Inactif

    Rehefa misy olona tsy azokazonao de aza mifandray be amin’ny fotsiny fa eo no atratrarana anareo. ny bandy Comoriana no tena manao anio koa azoany ny vehivavy gasy

    #20968
    Anonyme
    Inactif

    Le fivavahana koa anie tsy mandaitra satria tsy misy Andremanitra ny akamaroan’ny fiangonana

5 sujets de 21 à 25 (sur un total de 31)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: