Misy ve ny ody fitia ?

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 30)
  • Auteur
    Messages
  • #21128

    Guest
    Membre

    Tena misy ny ody fitia fa za mteny eto izao dia manana havana tena mampalahelo voageja mintsy, tena tsy tia vovoka ny reniny niteraka azy izy satria tsy tin’ilay reniny ilay lhl mtàna azy amny ody fitia io, dia sady nasiany ny ody fitia no nasiany ny tsy tia mainty an’ny reniny niteraka azy koa ilay havanay io, inona no vaha-olana ra nareo no eo am toerako? sao mba mahalala olona maha-afaka an’izany re ianareo?
    Misaotra tompoko!

    #21157

    Guest
    Membre

    Tena misy tokoa io fa izaho dia mahita eo amin’ny fiaraha-monina misy ahy dia tena manahirana be fa ny fanafodiny fotsiny dia ny aza voany. refa fantatrao fa misy olona tratra dia tandremo ny mifampikasoka amin’ilay olona ahiahianao dia fadio ny mihinan-kanina avy any amin’izay olona fantatrao fa manao izany dia ny mandray ny akanjony ny fanahazana lamba raha sendra ka iray tanana ka izay no hitako fa mety. ok

    #22638

    Guest
    Membre

    ndana mivavaka de bhoento mivavaka ny vadinao!

    #23264

    trianneperez
    Membre

    ny fitiavana no man-ody kah .nefa aleo tsy maniratsira ra tsy mahalala so de …..misy ny ody fitia .ny ody numéro 1 de ny vola ny manaraka de ny ody gasy …….

    #23364

    Guest
    Membre

    ny ah zao ny mba tiko ho fantatra oe ahoan no amantarana fa voan’ny ody fitia? zà zao an, mis piaramianatra @nay avy any Tamaga mainty be tena ts tiko mits nef d nanof az ah oe niarak zay d iz koa nten ahy oe nanofy ahy

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 30)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.