Misy ve ny ody fitia ?

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 30)
  • Auteur
    Messages
  • #20247

    Guest
    Membre

    ie @ zao fiainana efa sarotra zao de sady fitadiavana izy no tena misy, ane province no tena ahitana azy io

    #20248

    Guest
    Membre

    ie misy

    #20249

    Guest
    Membre

    de ahoana ny fomba eviter ana an’zany kay? tao mampatahoatra kou

    #20367

    Guest
    Membre

    izaho dia latsaka ao anatin’io ody io izao miresaka izzao satria ny vadiko dia nanaovan’olona ody ,ka ilay olona tena tsy tiany iny mihitsy no mitana aza @izao fotoana izao,feno zavatra hafahafa ao antrano(ariary dimy,vetsikorobo ,veromanitraetc…………)mbola tsy eo ampiadivana miarak’@ A,driamanitra aho izao fa manantena ny fiverenan’ny sain’ny vadiko,izy tsy dia ampy finoana hatramin’izay ka dia izao voa izao,nirehareha t@ ilay olona dia voa izao….Mba omeo conseils aho fa malahelo ireo zanako

    #20368

    Guest
    Membre

    Mivavaha isan’andro de ento miavavaka koa izy. Resaho izy hoe voa an’ny ody ianao hoe, de azavao azy daholo, asa mety tonga saina ve izy? tsy haiko aloa e!

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 30)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.