Accueil › Forums › Tsy rariny – Tsy norme › Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ? › Re: Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?
25/08/2005 à 9h06
#18162
Inactif
Raha ahitanareo aloha za ka miarahaba nareo dia valiako fa aza matahotra. Na izany kosa aloha misy gasy tena tsy hainao hoe gasy raha ny volonkodiny no jerena. Sinon, na any Dago anie ny Gasy lasa mifampiavona e! La culture se perd, marina moa!