Les enfants des 11 épouses d’Andrianampoinimerina

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Les enfants des 11 épouses d’Andrianampoinimerina

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 24)
  • Auteur
    Posts
  • #23194
    Anonyme
    Inactif

    Si vous mangez du kisoa, faites-le en dehors du village et lavez-vous : les mains la tête et la bouche.

    #23202
    Anonyme
    Inactif

    Miarahaba an’i Gasykely sy mpandalo.

    Miala tsiny aloha raha manoratra @ teny malagasy fa izay no mahazatra ahy.
    Mahaliana ahy tokoa ny resakareo momba an’i Ramiangaly. Hitantara zavatra aminareo mantsy izaho izay tantara hafa mihintsy sady mifanohitra @ ao @ boky rehetra izay misy milaza momba ny taranak’i Ramiangaly.
    Nisy fotoana izaho nandeha tàny ambanivohitray aty antsinanan’Ambatomanga. Ny anaran’io tanàna io dia Ambohimbory Atsimo (satria misy Ambohimbory iray any akaiky ny Manjakandriana). Ka mba liana @ resaka tantara moa ny tena dia mba nanontany. Ao @ io tanàna io dia misy Rova iray fanasinan’ny olona sasany eo an-tanàna ary dadatoanay no miandry azy ao.
    Rehefa niresaka izahay dia hoy izy hoe Ambohimpivoriana no tena anaran’ny tanàna fahiny fa nafohezina hoe Ambohimbory. Ary nolazainy fa tarank’izany efa-bavy izany.
    Ka eto @zay no mahagaga ahy satria hoy ilay dadatoanay mipandry doany hoe izy efa-bavy ireo dia zanak’i Andrianampoinimerina sy Ramiangaly avy ao Ankadimanga. Tsy navelan’Andrianampoinimerina nipetraka teo Ankadimanga hono izy efa-bavy fa nanamboarany tanàna hafa mintsy ka ny vavy mato teo Anosiarivo( aty akaiky ny Manjakandriana agaha izy izay raha tsy diso izaho). Ny vavy haivo teo Ambohimbory, ny fahtelo teo Ambohitrony ary ny faravavy Anerindrano. Ka izahay teo Ambohimbory dia ilay hoe Andrianamandihitsimanompo no anaran’ilay zanak’Andrianampoinimerina razambeanay. Dia niady hevitra teo izahay satria izaho nilaza taminy fa tsy niterak izany Nampoina sy Ramiangaly dia izy mihizingizina fa niterak efa-bavy izy sy Ramiangaly.
    Koa saika anontany anareo izaho hoe ahoana ny fahitanareo io tantara io. Ilay efa-bavy toa marina fa ilay hoe taranak’i Ramiangaly sy Nampoina no tsy mampino ahy.
    Io tanàna io koa tsy azo idiran’ny kisoa, tongolo, osy, omby bory tandroka, ary voay.

    #23208
    mpandalo
    Membre

    Gasy kely : Oh là, ne me faites pas dire ce que je n’ai pas dit : l’administrateur du tangena ( mpanozon-doha ) est toujours un andriana de la caste des Andriamasinavalona. Une de leurs prérogatives, d’où aussi une crainte qui se perpetue bizzarement jusqu’à aujourd’hui dans certains village. Mais ça ne veut surtout pas dire que Ramiangaly est andriamasinavalona …

    Vohitra : rehefa mandinika tantara, dia ahitana tantara maro ohatrin’izany. Marina sa tsy marina ? tsy haiko, fa kosa betsaka ny te hijapy tetiarana eny fotsiny, indrindra rehefa voatonin’ny tantara ‘ofisialy’ hoe momba … tampotampoka eny, dia misy mijoro ho taranany. Vohitra tsy fantatro Ankadimanga sy ny manondidina, ka tsy afaka ny hanampy anao amin’io resaka io aho. Mazotoa e.

    #23211
    Anonyme
    Inactif

    Mpandalo: désolée, je navais pas bien comprit. Mbola manana ny hasiny ny andriana any ambanivohitra indrindra indrindra raha ny mpanozon-doha!
    Sinon concernant Razafindramasy,j’ai lu dans le tantaran’andriana que c’est l’enfant de Ranabelo,fille d’Andriantsoanandriana.Razafindramasy n’est pas la petite-fille de Rasoamasy. Tout comme Razafinarabo n’est pas le petit fils ou encore zafiafy de Andrianarabo.C’est une conception malgache du lien entre « zafy »et « kakibe ».Les vazaha différencient les grand-pères des grand-oncles pas nous, samy dadabe aby.
    Selon le TA, Andriantsoanandriana a eu 5 femmes,9 enfants de 4 mères dont une Betsileo:
    – Rasoaratrandraka (mère de Razosoa)
    – Rasoamorondrano (mère de Ramahamenatra qui a eu Ratsimbazafy et Razafinarabo la femme de Rafiringa,Razafindrahira frère et soeur)
    Remarquez que Razafinarabo porte le nom de son arrière-arrière grand oncle Andrianarabo
    -Ranavalona ( mère de Rakotobemainty, de Razafindrapanana,et de Rafaravavy)
    – Rangory (mère de Ratsimiraha et de Rakalavao)
    -Razafinjoro (pas d’enfants)
    – Ranabelo ( mère de Rahananatra, Razafindramasy, Razafindrandriamahery, Razafindrahasy, Rabetsileo,Ratotozy)
    -Andriantsirangy père de Ramonta qui lui a eu comme enfant
    Razafindrandriantsoa qui a épousé Ratahiry)
    -Ramanalina( 14 enfants morts nés!)
    -Rambolamena (pas d’enfants)

    Vohitra: mahaliana ahy izany resakao izany! Betsaka marina ny tsy tantara miafina ka tsy hay izay marina na tsia. Fa tsy mazava ho ahy ny hoe raha niteraka I Miangaly dia nahoana ny rain’ny dadabenay no nalain’i Ramiangaly aminy fa tsy ny zanany?Tsy hoe manakiana anao aho, na miteny hoe diso ny zavatra teneninao an! Iza avy ny anaran’izy ireo efa-bavy? Andeha hiresaka an’io amin’ny bebenay aho aloha.

    #23212
    Anonyme
    Inactif

    Miarahaba antsika rehetra e!
    Mpandalo: Marina aloha ny lazainao hoe betsaka ny misavika tetiarana ka mety hoisany izany ilay tantara lazain’ny ilay datoanay. Tiako marihina fotsiny aminao dia izaho akory tsy mila isavika tetiaran’olona izany tsy de problemako alo izany hoe andriana na tsy andriana. Fa mba version hafa fotsiny iny dia mba nozaraiko taminareo. Sy mba liana tantara e!
    GasyKely: Tsy fantatro ny anaran’izy rehetra fa Andrianamandihytsimanompo no fatatro ilay eo aminay. Hanontanio marina hoe ny bebeanao momba ireo sao mahalala ny tantara momba ireo efa bavy ireo tsy hoe @ hoe ilay resaka Ramiangaly sy Andrianampoinimerina fa sao mba fantany ny tantara momba ireo efa-dreny ireo: Anosiarivo, Ambohimbory, Ambohitrony, Anerindrano satria mifanakaiky @ Ankadimanga ian mantsy io toerana misy anay io. Ity ny mailko amalianao azy: »rakotoremi21. Tiko kokoa mantsy raha amin’io mail io satria lasa tsy mifanaraka amle sujet ilay izy. Efa ela za no naniry ny oan Ankadimanga te ahalala bebekokoa ny tantara momba an’i Ramiangaly sy ny taranany. Ka soa ian fa misy anao eto dia mba anontanio marina ny bebeano e! Misaotra e!

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 24)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: