gasygasy

Toutes mes réponses sur les forums

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #23163
    gasygasy
    Membre

    Misaotra betsaka fa tena mahaliana lay thème. Sady mba mianatra koa zahay tsy mahay.
    Hitako fa mahafantatra zavatra maro mikasika ny  » famille » n’ny mpanjaka sy ny havany ianao, sao re mba efa naheno ny anarana oe rasoanosy enao azafady. mety tsy misy hifandraisany @ andriana io olona io fa mba tiako ho fantatra fostiny ny tantarany( si possible). Avy ao Miadanandriana izy io. Misaotra mialoha.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #23162
    gasygasy
    Membre

    miarahaba tompoko, tsy dia resaka andriana loatra ny ahy fa mba manontany sao misy mahalala ianareo eto momba an’i Rasoanosy sy Ramanamirija , azafady ô.

    na nadraiana na tsia, tsy mitondra mankaiza intsony @ ty fiainana efa sarotra ity. Zay mahasoa sy mahavelona angamba no metimety hatao.

    Merci

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
error: