mianatra
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
mianatra
MembreAmpandrana!
Ingahy RAINIMIADANA no mpanao ody kenda avy eny @ toerana niavianao , izy no antsoina sady kapohina ny lamosin’izay kenda:
« INGAHY RAINIMIADANA VONJEO NY ZANAKAY » io no fanaon’i Dada raha nisy kenda tao an-trano,
Dia efficace tokoa aloha émianatra
MembreMpandalo
pourquoi pas !
positif hatrany aho, saingy tsy afeniko fa ho ahy dia « tena mbola manify anié ny fahalàlana ny tantaransika » sady nisy fotoana na teo @ faha-tany gasy aza na t@ na-colonie antsika dia natao izay amonoana ireny tantara ireny, isika izao anié vao mba mifoha, zara misy ohatra anareo, mbola mahatana ny essentiel , noho izany dia tokony ho atao an-tsoratra tokoa aloha izay azo soratana, mampirisika ny tenako, ce qui me gêne: c’est que j’ai très peu d’atout
eto foana aho é
velomamianatra
MembreMpandalo, efa ananako io version 1974 io sy ny version teny frantsay fa ilay @ teny gasy ankehitriny de RANDRIANARIVELO no olana, isaorana tokoa aloha ianao @ilay http://www.archive.org fa mahasoa foana ny nataonao pour les autres et pour moi même, tsy ho vatra ny hilanja ilay boky @toerana rehetra izay aleha anefa indraindray mila misidika kely ao.
veloma daholo émianatra
MembreSlt Ambodirano sy Mpandalo, misaotra ry zareo fa dia azoko ilay boky « Et si la lune ne revenait pas », teny Ambohijatovo tokoa vao nahita , nataon-dry zalahy 150000fmg, faly aloha fa nahita ihany é;
Sao mba misy manana soupape azahoana ilay T.A. version CD amin’ny teny gasy ankehitriny/Lucien RANDRIANARIVELO mivady , efa t@ 2002 hono no efa vita izy io fa tsy mahita azy aho
veloma vetivety émianatra
MembreSalut Mpandalo, misaotra @ soupape , hiezaka é
Veloma -
AuteurPosts
