ndremaizina

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Ahoana kay ny fahitanareo an-dRavalomanana #22630
    ndremaizina
    Membre

    tahaka ny olombelona rehetra ihany no fahitana azy ,saingy tadidio fa nisy nandahatra izao tontolo izao ary tsy azo idifiana rehefa voatendry noho izany ny omaly hibanjinana ny ho avy dieny ankehitriny ary soa lavo ahay hitsako soa kenda ahay mamindra ,ary ny ampangoro tsy in-droa manitra noho izany amboary ny saina ho valalabe mandry

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: