TAMIMA

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #19812
    TAMIMA
    Membre

    Ny Fikambanana TARANAKA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA (TAMIMA) dia manasa ny Fikambanana rehetra mpikambanana ao aminy,

    amin’ny FAMELABELARAN-KEVITRA mitondra ny lohateny hoe:

    NY HASIN’ANDRIANA,
    Mpandahateny: Mpitandriana Tolotra RATEFY,
    ao amin’ ny LA RESIDENCE, ANKERANA, Antananarivo,
    Ny ASABOTSY 08 SEPTAMBRA 2007
    amin’ny 03 Tolakandro.

    Famandrihan-toerana: Tel: 0.33.14.810.80.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: