Zanatompo
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
Zanatompo
Membrerafanoko>misaotra indrindra @fanamafisana !be mantsy no mbola mandray ankolaka ka mihevitra fa fanavakavahana io resaka fanambadian’ny samy Andriana io ! aoka re isika merina mba hifanaja ka samy hitazona sy hanaja ny fomban-drazany fa tsy hijabaka sy hitsikera ny an’ny hafa no andeha ho atao eto!za manokana dia tsy mahafantatra ny fombafomba fanaon’ny hova ary tsy izaho no ho sahy hanaratsy izay nampitain’ny razambeany taminy!
Zanatompo
MembreNy fiandrianana tokoa mantsy ka tsy azo vidiam-bola fa
Raha izay tokoa no toe-tsain’ny hova de mampalaelo mihintsy!27/02/2012 à 10h18 en réponse à : andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ? #22916Zanatompo
Membretsy fantatro aloha ze endrika ivelany fa ny fantatra dia Ny Andriambavy Andriandranando dia malaza ho tsara tarehy sy maranidranitra endrika toy ireny karana ireny !
Zanatompo
MembreTsarava tompoko Ny andriana!kaosy tompoko ny hova!
Rehefa tena atao ny fandinihina de le hova sasany Ato mihintsy nge no manana toe-tsaina hafahafa e!
ny kolontsaina tompoko dia samy manana ny azy ka anjaran’ny tsirairay no manaja ny azy fa tsy manaratsy ny an’ny hafa!
raha kolontsainay Andriana no manambady Andriana dia anay samy irery izany fa aza lazaina fa manambany sy manavakavam-bolokoditra izahay!
Izaho manokana dia Andriana ary tsy maintsy hanambady Andriambavy aho rehefa tonga ny fotoana voalahatra!Fombanay izany fa tsy misy resaka fanavakavahana na kely aza!porofon’izany:maro ny andevo,hova,côtiers izay namako akaiky miray petsapetsa @ko:mifanaja sy mifandray tsara izahay fa tsy mbola nanary azy ireo noho ny firazanany aho ary izy koa tsy nanary aho noho nyfirazanako!!
Ko mahaiza mifanaja reroy e -
AuteurPosts
