Actus

VIDEO. Le message d’une artiste malgache aux homophobes

Le coming-out involontaire du chanteur D-Lain a provoqué une vague de réactions sur les réseaux sociaux. Il y a ceux qui sont pour, ceux qui sont neutres, ceux qui sont contre, et ceux qui montrent sans complexe leur homophobie.

Parmi les réactions les plus notables, il y a celle de Sacha Bam Bam, une artiste multidisciplinaire : elle est à la fois chanteuse, danseuse et styliste. Son discours vise particulièrement les homophobes et ceux qui s’expriment au nom de Dieu (voir ci-dessous).

tsy haiko anaro fa ninaka kara zegny de samby olo amn safidinazy nefa misy ra tsy kiniagna koa le hatao hoe vaojanahary. ke anjarantsika mandiniky tsy voatery hotia zay ra mandalo amn donia ty antsika fa aleo mifanaja fona satria tsy hay ny amaray….

Publié par Sacha Bam Bam sur mardi 14 novembre 2017

S’abonner
Notification pour
guest

2 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Brandon

Manana anjara foana ny tsirairay hananatra sy hampianatra ireo olona mania. Malagasy ny tena fa tsy mba vazaha tsy manam-panahy.
Ireo vazaha ireo no mba hianaran’ny sasany satria ny homosexualité hono no manambara ny fisian’ny fandrosoana.
Fa fandrosoana mankaiza tokoa moa ?

Tria D.

@Raherisolofo Arnaud : « La seule chose qui permet au mal de triompher est l’inaction des hommes de bien ». Hevitra tsara saingy « hors sujet » no fampiasanao azy. Fa avy aiza moa no ahafahanao miteny fa « mal » ny fitiavana ? Rehefa tsy mifanaraka amin’ny eritreritrao dia « mal » ary tsy manaraka ny lalàna napetrak’ Andriamanitra ?

@Noume Ainh : Hita marina fa tsy ampy fahalalana ianao an ! Jereo ohatra https://fr.wikipedia.org/wiki/Comportement_homosexuel_chez_les_animaux na koa https://fr.wikipedia.org/wiki/Sexualité_animale
Fa angaha rehefa zavatra tsy mbola hitanao dia avy hatrany ataonao hoe tsy misy ? Izany ve no mba fisainantsika Malagasy ?

@Brandon : « Malagasy ny tena fa tsy mba vazaha tsy manam-panahy » hoy ianao … Fa angaha tsy ireo vazaha izay lazainao tsy manam-panahy ireo no nitrondra ny kristianisma teto amintsika ?

Mahagaga re olona fa rehefa hiaro ny hevitsika isika dia ampiasaina daholo izao lôjika vilana rehetra izao ! Ny fisainana marivo toy ny anareo no mahamenatra !!!

Farany : fisaorana be vata ho an’i Sacha izay nijoro amin’ny fahamarinana !

error: