Must see

VIDEO. Une immersion chez des rappeurs du quartier 67 Ha d’Antananarivo

Le quartier 67 Ha d’Antananarivo est un des plus défavorisés de la capitale malgache. Si certains jeunes sont scolarisés et veulent s’en sortir, d’autres ont choisi de s’inspirer des rappeurs français. Toutefois, contrairement à ce qui se passe en France, les guerres de clans entre jeunes sont extrêmement rares. De plus, la drogue n’a pas encore réussi à imposer ses règles, ce qui fait que se promener dans les couloirs de la « cité » n’est pas dangereux. Mais il faut tout de même rester vigilants dès que la nuit tombe.

S’abonner
Notification pour
guest

3 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Fam'Haky

Lany @ sigara sy labiera ve ny volan’ny zanak’i Papa sy Maman?
Mbola misy mafy ady no ireo eto nefa miketrika isan’andro

hanitra

Marina ny voalazanao. Mampalahelo ny Ray aman-dreny sy ny Fianakavian’ireo tanora ireo noho ny fangatahan-drizareo vola lava hividianana sigara sy labiera sy fitafiana.

Fa misaotra an-drizareo aho amin’ny fampisehoana an’i cité 67 ha manontolo (avaratra sy atsimo) ankehitriny.

Tsy toa izao mihitsy manko io cité io 50 taona lasa, fa tena nanana ny naha izy azy. I SEIMAD (Société d’Equipement Immobilier de Madagascar) no tompony ary nahitana karazana « lotissement » araka ny kararaman’ny mpanofa ilay izy.
Voakarakara tsara ny elakelan-trano sy ny zaridaina sy toerana filalaovan’ny ankizy tamin’izany fotoana izany.

Tamin’ny taona 72, dia nisy tsao nilaza tamin’ny Vahoaka tao Tana hoe afaka mamaritra tany ao @ 67 ha daholo izay te hanao izany. Dia iny fa tonga daholo ny olona nanao trano vonjy maika teny amin’ny tany malalaka an’i Seimad.
Lasa naloto ny tanàna, satria tsy nanana wc sns ireo olona ireo.
Ny fiantsoana an’ireo trano tsy manara-dalàna ireo dia ny hoe « cité des imbéciles »
Nanomboka ho bidonville tsikelikely i 67 ha…

Tamin’ny taona 75, dia nahazo nipetraka tao koa ny mpianatra amin’ny ambaratonga ambony izay « boursiers » ary nitohy ny fanamboarana « préfabriqué » ho an’ireo mpianatra avy any amin’ny prôvinsy.
Lasa niha tery ireo tany malalaka fahiny

Tamin’ny taona 1990 dia novarotan’i SEIMAD ho an’izay afaka manao izany ny logements rehetra, dia teo vao tena nanomboka ny resaka bidonville, satria izay manambola dia afaka manatsara ny tranony (misy rihana maro) ary ny tsy manana sy tsy afaka mividy, dia i Seimad ihany no tompon-tranony.
Lasa tsy mitovy intsony ny « architecture » an’ilay cité nahafinaritra fahiny…

Ankehitriny, dia very aho rehefa mba te hamangy ny cousines-ko eny amin’ny 67 ha avaratra! Tsy hitako intsony ilay logement! Indrisy!

Analyste

Ils se la jouent racailles et pauvres mais en vrai, ce sont des fils à papa et maman. LOL

error: