Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › andriana c'est juste un titre ou… › Re:andriana c’est juste un titre ou ….. : Finalement a part le titre ke reste t’il pour les Andrianas?
14/11/2006 à 23h04
#19020
Inactif
Vous ne connaissez pas les Duc d’Ambohimanga , Comte d’Anosy , Duc d’Alasora, Prince d’Ambohimalaza ?
Même le Baron d’Imerikasinina ?
Izany no alehany rehefa tia ampitoviana amin’ny vahiny ny an’ny tena.
Mpanjaka tsy « Roi » velively.
Andriana tsy Nobles mihintsy
Tompom-bodivoana tsy Duc izany
Tompom-menakely tsy Comte akory
Hova tsy roturier
Andevo tsy esclave
….
Ohabolana tsy Proverbes
Nanavanana ny mpanjanaka ny nampitovy ny hevitr’ireo teny ireo.
Hay ve Ravalo ka andriana e !