Accueil › Forums › Amour – Amitié – Relation › croyez vous au mariage? › Re:croyez vous au mariage?
24/08/2006 à 22h06
#18791
Inactif
misy marina ihany ny tenin’ i hum fa zany hoe tsy mety kosa zany manana maitresse zany fa mba ray ihany e!!!! fa ny mariazy tokoa alou dia ra za manokana dia tsy hitako zay ilaivana azy, zavatra taratasy kely iny fa tsy iny mihitsy no anova ny fitiavako ny olona zay tiako. Ok