Re: Etre Andriana, c’est d’actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité › Re: Etre Andriana, c’est d’actualité
31/10/2006 à 16h33
#18985
Inactif
Ny marina kosa angamba dia ny andriana dia hita eny amin’ny endriny eny foana ny maha andriana azy. Ary ianaeo tsy tia Zanatompo io indrindra fa ny havana Zazamarolahy « andriana » aoka ho lazaiko anao fa i Rakotomavo Andriambelomasina dia naka vady Zanatompo ka donc misy ra zanatompo ao aminao. Tsara raha tsy dia manaratsy olona loatra rehefa tsy hay ny tantara. Ny ankamaroan’ny jaky mena tompokolahy dia taranak’i Andriantompokoindrindra avokoa.