Accueil › Forums › Tsy rariny – Tsy norme › L’injustice des visas et cartes de séjour › Re:L’injustice des visas et cartes de séjour
13/06/2005 à 15h36
#17988
Inactif
ie! aza manaiky be fatany izany intsony! Rehefa marary dia teneno hoe marary, ary teneno mazava tsara
Fanina kely mihitsy ny mena sofina fa tsy nampoiziny ho sahy anao toy iny ny fanjakana gasy.
I shoot the sheriff hoy Bob Marley zay. Ny moralin’ilay hira hoe rehefa mitady ianao dia mahita