Accueil › Forums › Blabla autour d’un café › Malagasy ou Malgache ? › Re: Malagasy ou Malgache ?
02/02/2007 à 15h19
#19169
Inactif
Malagasy ihany e , fony nianatra tany frantsa aho dia niteny foana hoe je viens de mada , je suis Malagasy.
Misy fototra fanambaniana ny malgache, ary ny famerimberina azy dia mamotika, averimbereno foana ange hoe dondrona aho raha tsy tena lasa donendrina tokoa ianao e e!
malagasy e , nosinay nosy mena, tsy mibaby na iza na iza.