Malagasy ou Malgache ?

Accueil Forums Blabla autour d’un café Malagasy ou Malgache ?

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 40)
  • Auteur
    Posts
  • #19169
    Anonyme
    Inactif

    Malagasy ihany e , fony nianatra tany frantsa aho dia niteny foana hoe je viens de mada , je suis Malagasy.
    Misy fototra fanambaniana ny malgache, ary ny famerimberina azy dia mamotika, averimbereno foana ange hoe dondrona aho raha tsy tena lasa donendrina tokoa ianao e e!

    malagasy e , nosinay nosy mena, tsy mibaby na iza na iza.

    #19170
    Anonyme
    Inactif

    Malagasy tsy kiriolina e! Malagasy manam-pototra malagasy

    #19171
    archenciele
    Membre

    Misy fototra fanambaniana ny malgache, ary ny famerimberina azy dia mamotika, averimbereno foana ange hoe dondrona aho raha tsy tena lasa donendrina tokoa ianao e e!

    Izay arany raha tianareo ny hantsoina hoe malgache de anareo izany fa izay tsy manaiky ho ambaniana ohatran’izany Malagasy ihany e!!!!!!!!!!

    #19172
    fleurdeglace
    Membre

    mais qui a dit qu’accepter d’être appellé Malgache c’est accepté d’être rabaisser???

    #19173
    Anonyme
    Inactif

    Averimbereno anie dia henoy kely e, mal gache, mal gache, mal gache, mal gache, tsy henonareo ve ny fanambaniana ao sy ny fanapotehana psykolojika ao antin’izany?

    Hatry ny oviana io mal gache io? valiny: hatry ny colonisation , naninona no tsy Malagasse, na malagassy?
    Naninona, fony faha-mpanjaka, madécasse no niantsoan’i Frantsay teto ny mponina teto (Mayeur, na Sylvain Roux sns)
    Dia naninona no natao hoe Mal gache?

    Malagasy ho ‘aho, gasy ka manja, dia rehefa miteniteny frantsay izany ka mandika ny hoe, isika gasy : dia nous autres gaches??? Mal gache mal gache tsy haiko fa tsy zaka e!

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 40)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: